Ste Anne anjomakely

Sehatra hiasana

Miompana amin’ny sehatra maro samihafa ny Fiangonana Ekar Ste Anne Anjomakemy. Miara-miasa sy mifandray amin’ny olona ho fampivoarana ny sehatra rehetra 

WhatsApp Image 2024-10-10 à 11.53.21_e9500833

Fampianarana

Tsy ny ara-pinoana irery ihany fa mampita fahalalana hoan’ny ankizy sy ny tanora ihany koa. Manana  foto-drafitrasa manokana ny amin’izany ny Ekar Ste Anne Anjomakely fa indrindra ny fananana ireo mpampianatra sy mpanabe izay tsy mikatsaka afa-tsy ny tsara sy mahasoa ny tsirairay 

received_1102065474492094

Fitaizana

Miompana amin’ny fitaizana sy fanabeazana ireo zaza kamboty ry zareo masera eny Ambompihadanana. Mampiofana ary mamolavola izy ankizy ho tonga olom-banona sy manana ny maha izy azy.   

received_427977259657652

FANATSARANA

Miezaka manatsara ny tontolo hiainana amin’ny alalany fambolena zanan-kazo sy fanadiovana ny manodidina. Manentana ny tsirairay hanaja ny tontolo hiainana ary manampy amin’ny fampitaovana ho fanatsarana ny manodidina.